plt-x-tanala_num_text_reg/35/01.txt

1 line
316 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-10-08 11:33:52 +00:00
\v 1 Ary Yaveh nijaka tamin'i Mosesy teo amin'ny tany hain'i Moaba teo akekin'ny Jordana tao Jeriko ka nagnano hoe: \v 2 "Mandidia ny fokon'olon'Israely mba hagnome ny saragne amin'ny jara-tanine hôn'ny Levita. Tokone hagnome an-dreo tanàna mba hitobohane sady tany firôfan'ahitre magnodidigna an'io tanàna areo.