plt-x-tanala_num_text_reg/18/10.txt

1 line
395 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-29 08:38:34 +00:00
\v 10 Tena masigna tokôtre io fagnatitra io; tokone hihinagna an'ijay ny lelahy abiaby, fa masina hônareo io. \v 11 Ito aby ny fagnatitra ijay hônao: ny fagnomejan-dreo, ny fagnatitra araviravin'ny janak'Israely abiaby. Efa nomeko anao areo, ny janakao lahy, sy ny janakao viave, ho anjaranao. Ny abiaby ijay madio fombafomba ao amin'ny ankohonanao die mahajo mihinagna amin'io fagnatitra io.