plt-x-tanala_num_text_reg/07/63.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-25 04:36:45 +00:00
\v 63 Nagnome vatotr'ahombilahy raike, ondry raike, ary janak'ondry lahy herintaogna ho fagnatitra orôna ijy. \v 64 Nagnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny ota ijy. \v 65 Nagnome ahomby dimy, ondry dimy, osilahy dimy, ary janak'ondry lahy ijay herintaogna, ho sorogna hôn'ny fagnati-pihavagnana ijy. Ijay ny sorogn'i Abidana janak'i Gideony.