Ka, nijaka tamin'ny fokon'olon'Israely i Mosesy fa tokone hitandrigna ny fifalifalian'ny Paska areo. Die nitandrigna ny Paska tamin'ny volagna vôlohane areo, tamin'ny andro fahefatre ambin'ny folon'ny volagna, tamin'ny aligna, tagne agn'efitr'i Sinay. Nankatò ny raha abiaby ijay nan