2021-09-29 17:25:20 +00:00
|
|
|
\v 20 Fa ny mpanjakan'i Edoma namaly hoe: "Tsy mahajo momba anareo." Ka avy nandraha an'Israely ny mpanjakan'i Edoma niaraka tamin'ny tagna-maherin'ny miaramila rahabe. \v 21 Tsy nagneky ny hamela ny Israely hempita teo amin'ny moron-tanin-dreo ny mpanjakan'i Edoma. Noho ijay, die nivily tamin'ny tanin'i Edoma ny Israely.
|