plt-x-tanala_num_text_reg/16/06.txt

1 line
276 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-29 05:36:23 +00:00
\v 6 Amboary ijao, ry Kora sy ny akamane abiaby. Alay ny fitondran'afo \v 7 ampitso ka asio ny afo sy ditin-kajo magnitre agnatin'ijay eo alohakan'i Yaveh. Ny raike ijay fidin'i Yaveh, die ho vôtokagna hôn'i Yaveh ijay olo ijay. Lasa lavitra lôtre anao, ry taranak'i Levy."