plt-x-tanala_num_text_reg/08/12.txt

1 line
349 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-25 04:36:45 +00:00
\v 12 Tsy mentsy apetrakin'ny Levita eo amin'ny lohan'ny ahomby ny tagnane. Tsy mentsy magnome ahomby raike hôn'ny fagnatitra nohon'ny ota ary ahomby hafa hôn'ny fagnatitra orôna hôn'Ahe anao, mba hagnonerana hôn'ny Levita. \v 13 Atoroy eo alohakan'i Arona sy eo alohakan'ny janagne lahy ny Levita ka asandraty ho fagnatitra araviravy hôn'Ahe.