\v 11 Hoy Balaka tamin'i Balama: "Ino itoy natanao tamin'ahe? Nindôsiko hanitsike ny fahavaloko anao, nefa igne, nampianao areo." \v 12 Namaly i Balama ka nijaka hoe: "Tsy tokone hitandrigna ny hivoria an'ijay apetrak'i Yaveh eo am-bavako mandy ve iaho?"