plt-x-tanala_num_text_reg/12/04.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 09:19:19 +00:00
\v 4 Teo no ho eo Yaveh die nivoria tamin'i Mosesy, Arona, ary Miriama hoe: "Miboaha anareo telo, ho agny amin'ny tragno lay fihôgnana." Noho ijay die nivôke ijy telo. \v 5 Avy teo Yaveh nijotso tegne amin'ny andrin-drahogna. Nitsangagna teo amin'ny fidirana ao amin'ny lay Ijy ka nangaike an'i Arona sy Miriama. Samby nagnantogna ijy roe.