plt-x-tanala_num_text_reg/22/31.txt

1 line
542 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-30 05:51:41 +00:00
\v 31 Die nivohan'i Yaveh ny mason'i Balama, ka nahita ny anjelin'i Yaveh nitsangagna teo amin'ny lalagna ka misy sabatre vôtsôke tegne an-tagnane ijy. Nagnondrika ny lohane ka nandohalike i Balama. \v 32 Hoy ny anjelin'i Yaveh tamin'aje: "Nagnino no namioke ny borikinao ijay intelo ijay anao? Igne, avy manahaka ny mpifahavalo aminao Iaho satria ratsy ny raha namboarinao teo alohakako. \v 33 Nahita an'Ahy ny boriky ka nienga an'ahe ijay intelo ijay. Laha tsy nienga an'Ahe ijy, die efa nivoniko tokôtre anao fa hamelogna an'aje Iaho."