plt-x-tanala_num_text_reg/33/11.txt

1 line
305 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-10-07 07:51:52 +00:00
\v 11 Nienga laha tao amin'ny Ranomasina Mena areo ka nitoby tagne efitr'i Sina. \v 12 Nienga laha tao amin'ny tany efitr'i Sina areo ka nitoby tao Dopka. \v 13 Nienga tao Dopka areo ka nitoby tao Alosy. \v 14 Nienga laha tao Alosy areo ka nitoby tao Refidima, ijay tsy nahitana rano hinomin'ny fokon'olo.