plt-x-tanala_num_text_reg/32/20.txt

1 line
546 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 18:13:41 +00:00
\v 20 Ka namaly an-dreo i Mosesy hoe: "Laha mambôtre an'ijay jakainareo anareo, laha magnomagna ny tegnanareo hienga eo agnatrehan'i Yaveh mba hiady anareo, \v 21 ka ny kiraidraike amin'ny lelahinareo mitam-pediana die tsy mentsy mempita an'i Jordana eo agnatrehan'i Yaveh, mandra-pandroahanay ny fahavalony tsy ho eo agnatrehane \v 22 ary ny tany die resy eo agnatrehane. Laha afaka ijay die afaka mipody anareo. Ho tsy manan-tsigny manolôna an'i Yaveh sy manolôna an'Israely anareo. Itoy tany itoy die ho fanagnanareo eo agnatrehan'i Yaveh.