\v 12 Fa ambonin'ny zavatra daôly ry ralaiko,aza miozogna na lanitsa na amin'ny tany na fianiagnana hafa fa kosa ôka ny teninareo hoe'' Iôny"de "iôny'' ary ny " tsia" ho "tsia" Mba tsy hidiranareo aigny amin'ny fitsarana.