auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-18 02:12:24 -04:00 committed by root
parent 016a84685b
commit ca231fdb1d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Sambatra ny ôla ze miaritra fitsapana. Satre rafa avy nandalo fitsapana izy, de handraby ny satroboninahitry ny fiaignana, ze nampagnantenainy tamin'dreo ze te an'Andriamanitra. Rafa misy halaim-panahy de aoka izy itara hoe: Andriamanita no naka fanahy za, satria Andriamanitra tsy azony alaim-panahy, satria tsy ba maka fanahy na iza na iza.
\v 12 \v 13 Sambatra ny ôla ze miaritra fitsapana. Satre rafa avy nandalo fitsapana izy, de handraby ny satroboninahitry ny fiaignana, ze nampagnantenainy tamin'dreo ze te an'Andriamanitra. Rafa misy halaim-pagnahy de ôka izy tsy hiteny hoe: Andriamanita no naka fagnahy ana," satre Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, satria tsy ba maka fanahy na iza na iza.