auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-18 02:12:24 -04:00 committed by root
parent 4dc68e432d
commit 8d6ec92853
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ry rala mahantra hagnano ny fisandratany ho reharehany, fa n'ôla mana-karena amin'ny fietreny, satre izy de malazo tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny atra. Fa ny masoandro de mipôka amin'ny hafanana mamay ary manamaigna ny atra. Ny vonikazo de miintsagna, ary ny hatsarany ho levona. Otrany zany kô, ny ôla manan-karena de malazo eny amin'ny atsasaky ny deny.
\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ry rala mahantra hagnano ny fisandratany ho reharehany, fa n'ôla mana-karena amin'ny fietreny, satre izy de malazo tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny atra. Fa ny masoandro de mipôka amin'ny hafanana mamay ary manamaigna ny atra. Ny vonikazo de miintsagna, ary ny hatsarany ho levona. Otrany zany kô, ny ôla manan-karena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Sambatra ny ôla izay miaritra fitsapagna. Satri refa avy nandala fitsapagna izy, de andray ny satroboninahitry ny fiainana, izay nampanatenaigny tamin'dreo zay te an'Andriamanitra. Refa misy alaim-panahy de aoka izy itara hoe: Andriamanita no naka fanahy za, satria Andriamanitra tsy azony alaim-panahy, satria tsy ba maka fanahy na iza na iza.
\v 12 \v 13 Sambatra ny ôla ze miaritra fitsapana. Satre rafa avy nandalo fitsapana izy, de handraby ny satroboninahitry ny fiaignana, ze nampanantenainy tamin'dreo zay te an'Andriamanitra. Refa misy alaim-panahy de aoka izy itara hoe: Andriamanita no naka fanahy za, satria Andriamanitra tsy azony alaim-panahy, satria tsy ba maka fanahy na iza na iza.