diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 1c40991..e0fd716 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ry ralako, aza mitana ny finona an'i Tompontsika Jesosy Kristy, Le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana ny ôla sasagny. \v 2 Atôvo hoe misy ôla miditra amin'ny fivorenareo magnano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany kô miditra magnano akanjo maloto.\v 3 Raha mjery le ôla manano akanjo tsara anao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra kosa hoe: "Mitsangàna anao ery," na hoe: "Mipitra aketo an-tongotro ,"\v 4 mo tsy mifampitsara aminareo nareo? mo tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy nareo? \ No newline at end of file +\v 1 Ry ralako, aza mitana ny finona an'i Tompontsika Jesosy Kristy, Le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana ny ôla sasagny. \v 2 Atôvo hoe misy ôla miditra amin'ny fivorenareo magnano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany kô miditra magnano akanjo maloto.\v 3 Raha mjery le ôla manano akanjo tsara anao ka mitare hoe: "Azafady mipetrà aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra kosa hoe: "Mitsangàna anao erÿ," na hoe: "Mipitra aketo an-tongotro ,"\v 4 mo tsy mifampitsara aminareo nareo? mo tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy nareo? \ No newline at end of file