auto save
This commit is contained in:
parent
7ef348efac
commit
60440ab93e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 \v 24 \v 23 \v 25 ôka ho mpankatô ny teny nareo fa tsy mpieno fôgna iany, ka mamitaka ny tegnanareo. Fa ra misy mpieno nefa tsy makatô, de sala amin'ôla ze mandinika ny tareny voajagnahary agnaty fitaratra izy. Mandinika ny tegnany izy ka mande avekeo ary magndino avetrany ny momba anazy. N'ôla ze mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahafana tonga lafatra, sy manoy magnano zany, fa tsy hoe mpieno fogna ze magnadino, de ho tahina amin'dreo asany zany ôla zany.
|
||||
\v 22 \v 25 ôka ho mpankatô ny teny nareo fa tsy mpieno fôgna iany, ka mamitaka ny tegnanareo.\v 23 Fa ra misy mpieno nefa tsy makatô, de sala amin'ôla ze mandinika ny tareny voajagnahary agnaty fitaratra izy.\v 24 Mandinika ny tegnany izy ka mande avekeo ary magndino avetrany ny momba anazy. Fa n'ôla ze mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahafana tonga lafatra, sy manoy magnano zany, fa tsy hoe mpieno fogna ze magnadino, de ho tahina amin'dreo asany zany ôla zany.
|
Loading…
Reference in New Issue