auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-18 02:12:24 -04:00 committed by root
parent 7b1c5f4af6
commit 264a2d7f30
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Fa avela izy angataka amin'ny finoana, tsy miafahafa na amin'ino na amin'ino. Fa ze afahafa de mitovy ny ojan-dranomasina izay entin'ny rivotra mitopatopa. Fa zany ôla zany de tsy tokony de tsy tokony andray na ino na ino avy aminy Tompo. Ny ôla mitovy zany de mizara zara saina, miovaova amin'ny lalana dahôly.
\v 6 \v 7 \v 8 Fa avela izy angataka amin'ny finoana, tsy miafahafa na amin'ino na amin'ino. Fa ze afahafa de mitovy ny ojan-dranomasina izay entin'ny rivotra mitopatopa. Fa zany ôla zany de tsy tokony de tsy tokony andray na ino na ino avy aminy Tompo. Ny ôla mitovy zany de mizara zara saina, miovaova amin'ny lalana dahôly.
sa

View File

@ -1 +1 @@
Aoka ry ralahy mahantra hagnano fisandratana ho reharehana, fa ny ôla manakarena amin'ny fietreny, satry izy de hilofika tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny hatra. Fa ny masoandro de mipôsaka aminy afanana mamay ary manamaigna ny hatra. Ny vonikazo de mintsana, ary ny atsarany ho kevona. Toy zany kô, ny ôla mankarena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.
\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ry ralahy mahantra hagnano fisandratana ho reharehana, fa ny ôla manakarena amin'ny fietreny, satry izy de hilofika tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny hatra. Fa ny masoandro de mipôsaka aminy afanana mamay ary manamaigna ny hatra. Ny vonikazo de mintsana, ary ny atsarany ho kevona. Toy zany kô, ny ôla mankarena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.

View File

@ -1 +1 @@
Ra midy ôla mievi-tena ho mpivavaka, nefa tsy mifehy lelany, de mamitaka ny fony izy, ary tsy misy vidiny ny fivavahany. Ny fivavahana madio tsy misy petina eo anatren'Andriamanitsika sy akeo amin'ny Raitsika de zao. Hanapy ireo kamboty sy pitondra-tena amin'ny fahorian'dreo, ary miaro ny tena mba tsy ho
Ra midy ôla mievi-tena ho mpivavaka, nefa tsy mifehy lelany, de mamitaka ny fony izy, ary tsy misy vidiny ny fivavahany. Ny fivavahana madio tsy misy petina eo anatren'Andriamanitsika sy akeo amin'ny Raitsika de zao. Hanapy ireo kamboty sy pitondra-tena amin'ny fahorian'dreo, ary miaro ny tena mba tsy ho isy pentigna avy amin'zao tontolo zao.

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 1m
Toko faha 1