auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-18 05:10:00 -04:00 committed by root
parent 45d39e033f
commit 14191429dd
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Aoka ry rala mahantra hagnano ny fisandratany ho reharehany,\v 9 fa n'ôla mana-karena amin'ny fietreny, satre izy de malazo tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny atra.\v 11 Fa ny masoandro de mipôka amin'ny hafanana mamay ary manamaigna ny atra. Ny vonikazo de miintsagna, ary ny hatsarany ho levona. Otrany zany kô, ny ôla manan-karena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.
\v 10 Aoka ry rala mahantra hagnano ny fisandratany ho reharehany,\v 9 fa n'ôla mana-karena amin'ny fietreny, satre izy de malazo tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny atra.\v 11Fa ny masoandro de mipôka amin'ny hafanana mamay ary manamaigna ny atra. Ny vonikazo de miintsagna, ary ny hatsarany ho levona. Otrany zany kô, ny ôla manan-karena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Sambatra ny ôla ze miaritra fitsapana. Satre rafa avy nandalo fitsapana izy, de handraby ny satroboninahitry ny fiaignana, ze nampagnantenainy tamin'dreo ze te an'Andriamanitra. Rafa misy halaim-pagnahy de ôka izy tsy hiteny hoe: Andriamanita no naka fagnahy ana," satre Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-pagnahy, satria tsy ba maka fagnahy nizaniza.
\v 12 Sambatra ny ôla ze miaritra fitsapana. Satre rafa avy nandalo fitsapana izy, de handraby ny satroboninahitry ny fiaignana, ze nampagnantenainy tamin'dreo ze te an'Andriamanitra.\v 13Rafa misy halaim-pagnahy de ôka izy tsy hiteny hoe: Andriamanita no naka fagnahy ana," satre Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-pagnahy, satria tsy ba maka fagnahy nizaniza.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Fa samby alaim-pagnahy amin'ny fagniriny manokana n'ôla ny tsiraikaraika, ze mapiemotra sy mandresy anazy. Rafa avy montsamontsagnina ny fagniriny, de miteraka fahotana zany. Ary rafa mitombo tanteraka ny ota, de miteraka fahafatesana. Aza mety ho fitana, rala malalako.
\v 14 \v 16 Fa samby alaim-pagnahy amin'ny fagniriny manokana n'ôla ny tsiraikaraika, ze mapiemotra sy mandresy anazy. \v 15 Rafa avy montsamontsagnina ny fagniriny, de miteraka fahotana zany. Ary rafa mitombo tanteraka ny ota, de miteraka fahafatesana. Aza mety ho fitana, rala malalako.