auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-18 02:12:24 -04:00 committed by root
parent ca17f3b3b5
commit 117ddd3c58
2 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1,2 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Fa apetrao izy hangataka amin'ny finoana, tsy miafahafa na amin'ino na amin'ino. Fa ze afahafa de sahala ny onjan-dranomasina ze ndesign'ny rivotra sy mitopatopa. Fa zany ôla zany de tsy tokony heritreritra handray na ino na ino avy aminy Tompo. Ny ôla mitovy zany de mizara zara saina, miovaova amin'ny lalana dahôly.
sa
\v 6 \v 7 \v 8 Fa apetrao izy hangataka amin'ny finoana, tsy miafahafa na amin'ino na amin'ino. Fa ze afahafa de sahala ny onjan-dranomasina ze ndesign'ny rivotra sy mitopatopa. Fa zany ôla zany de tsy tokony heritreritra handray ninonina avy amin'ny Tompo. Ny ôla sahala zany de mizarazara saina, miovaova amin'ny lalana daôly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ry ralahy mahantra hagnano fisandratana ho reharehana, fa ny ôla manakarena amin'ny fietreny, satry izy de hilofika tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny hatra. Fa ny masoandro de mipôsaka aminy afanana mamay ary manamaigna ny hatra. Ny vonikazo de mintsana, ary ny atsarany ho kevona. Toy zany kô, ny ôla mankarena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.
\v 9 \v 10 \v 11 Aoka ry rala mahantra hagnano fisandratana ho reharehana, fa ny ôla manakarena amin'ny fietreny, satry izy de hilofika tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny hatra. Fa ny masoandro de mipôsaka aminy afanana mamay ary manamaigna ny hatra. Ny vonikazo de mintsana, ary ny atsarany ho kevona. Toy zany kô, ny ôla mankarena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.