plt-x-sihanaka_jas_text_reg/03/15.txt

1 line
505 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-19 12:09:29 +00:00
\v 15 Zagny de tsy fahendrena izany nidigna avy tagny agnambo. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demôniaka izany.\v 16 Fa agny amin'izany misy fialonana sy fagnirin-daza, de misy fifanjevona sy fanaovana ratsy, daôly. \v 17 Fa ny fahendrena avy aigny agnambo de madio alô, avy akeo feno fiadanana, malemy fagnahy, mihevitra ny sasagny, feno famindram-po, sy vokatra tsara,tsy malemy ary tsotra. \v 18 Ny vokatriny fahamarinana de vôfafy am-piadanana akeo ampovônireo izay mampiavana.