1 line
289 B
Plaintext
1 line
289 B
Plaintext
Fa ntsika de efa tonga mpiara-miasa am'i Kristy raha tô ka mitana mafy ny fahatokisantsika an'Azy hatraigny ampendohana ko hatraigny amin'ny fefarana. Fa ny momba an'zany de efa vôlaza hoe: "Ngiany, raha mareigny ny feony anareo, de aza magnamafy ny fonareo salan'ny amin'ny fanoherana." |