plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/01.txt

1 line
608 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Milkizedeka zany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitra Avo ndrindra, ze nifanena tam'i Abrahama daôly niverigna avy nandresy reo mpanjaka ary nitahy an'azy. Izy no namen'i Abrahama ny ampafolon'ny ra daôly. Ny agnarany hoe: "Melkizedeka" de midika hoe mpanjakan'ny famarinana. Ny agnarany hafa de mpanjakan'i Salema, zany de: "mpanjakan'ny fiadanana." Izy de tsy manan-dray, sy tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ary tsy managna fetombohan'reo andro sady tsy managna fefaran'ny fiaignana. Fa kosany, mitovy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satria mijanona ho mpisorogna mandrakizay.