plt-x-sihanaka_heb_text_reg/05/09.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 9 \v 10 \v 11 Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga, ho an'ny ôla daôly ze mankatô an'Azy, le loharanon'ny famonjena mandrakizay. De notendren'Andriamanitra salan'ny mpisorogna Izy araka ny fomban'i Melkizedeka. Manan-kambara betsaka momban'i Jesosy zahay, fa sarotra ny manazava an'zany hatramin'ny naha gognona ny sofignareo.