1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
Tsarôvo reo vôgadra, de hevero ho salan'ny niara-nigadra tamin-jareo kô anareo. Tsarôvo reo ze ampahorena, hevero ho salan'ny hoe: zareo ihany kô anareo amin'ny vatagna. Ôka hagnaja ny fanambadena ny tsiraikaraika, ôka tsy hifagnitsakitsaka ny mpivady fa ataovo madio ny fandreny fa Andriamanitra de hitsara an'reo mpangalabadin'ôla sy reo mpijangajanga. |