Enao de nagnano ny ôla ambany kely no reo anjely; nosatrônao satro-boninahitra tam'voninahitra sy dera izy. (Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de miampy hoe: "Ary enao nametraka an'azy ambonin'reo asan'ny tagnanao."à