|
Ôtran'zany ny razambenareo rafa nanohitra Anà tamin'ny fitsapana, nandritry ny efapolo taona ary de tazagny zareo ny asako. Tam'zany de tsy faly tamin'io taranaka io Za. Vôfitaka mandrakariva ho aigny amin'ny lalandiso tao ampony zareo. Tsy nafantatra ny lalako izy. Ary |