1 line
530 B
Plaintext
1 line
530 B
Plaintext
\v 9 \v 10 Fa tsika mahita le tokona ze nataony ambany no reo anjely nandritry ny fotôna fohy: Jesosy, ze, non'ny fijaleny sy ny fafatesany, de nosatrôna satro-boninahitra tam'voninahitra sy dera. Ka am'zao tam'alalan'ny fasoavan'Andriamanitra, no nagnandramany ny fafatesana ho an'ny ôla daôly. Fa mety am'Andriamanitra zany, satria ny ra daôly de misy ho an'Azy ary am'alalany, mba hitondra zanaka betsaka ho aigny am'voninahitra. Mety aminazy ny hatonga ny mpitarika ny famonjena an'azy reo ho feno am'alalan'ny fijaleny. |