1 line
295 B
Plaintext
1 line
295 B
Plaintext
\v 7 \v 8 Tam'reo andron'ny nofony, Kristy nagnolotra vavaka sy fangatana niaraka tamin'ny fitaraignana mafy sy ranomaso tamin'Andriamanitra, de raika ze afaka mamonjy an'Azy amin'ny fafatesana. Reigniny Izy non'ny fangrorany. Na de zanaka aza Izy, de nainatra fankatoavana tam'reo ra niaretany. |