1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
Raha nieritreritra ny firenena ze nialany zareo, de mety nanagna fahafahana hiverina. Fa salan'zany, nagniry firenena tsaratsara kokô zareo, ka zany le aigny an-dagnitra. No zany tsy mamegnatra an'Andriamanitra ny vôantso hoe Andriamanitr'izy reo, ka nanomagna, tanàna ho an'jareo Izy. |