plt-x-sihanaka_heb_text_reg/12/25.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 25 \v 26 Ôka anareo tsy handà le raika ze miteny. Fa raha tsy nilefa zareo tam'jareo nandà ny raika ze nampitandrina an'jareo teto an-tany, de kely kokô no hilifasantsika raha mihodina am'le raika ze mampitandrina antika avy aigny an-dagnitra tsika. Tam'fotôn raika, ny feony nagnozongozona ny tany. Fa am-zao Izy nampagnantegna sy niteny hoe: 'Mbola hagnozongozogna indray mande tsy ny tany iany za, fa ny lagnita iany kô."