1 line
415 B
Plaintext
1 line
415 B
Plaintext
\v 23 \v 24 \v 25 Aoka tsika hitana mafy ny fanekena ny fiandrandrana matokintsika, tsy miozongozogna, satria Andriamanitra, ze nampagnantegna, de matoky. Aoka tsika handinika ny fomba hamporisina ny tsiraikaraika amin'ny fitiavana ny reo asa tsara. Aoka tsika hanohy ny fiarana miangona, salan'ny nataon'ny sasagny. Fa kosany, mifankaherezana hatraigny hatraigny ay indrindraka fa hitanareo fa magnankeky ny andro. |