plt-x-sihanaka_heb_text_reg/08/06.txt

1 line
280 B
Plaintext

Fa am'zao Kristy de efa nahazo asa fanomoana tsara lavitra noho an'ireny. zany de noho izy mpagnelagnelagna amin'ny fanekena tsara indrindra, ze mifototra amin'ny fampagnantegnana tsara. Fa raha tsy nanantsigny le fanekena vôlôny, de tsisy antony nilàna an'le fanekena faharoa.