plt-x-sihanaka_heb_text_reg/07/04.txt

1 line
565 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 Jereo ny haleben'io leilà io. Ny razambentsika Abrahama de nagnome ny ampafonlon'reo ra ze azony tam'ady. Am'lafigny raika, reo zanaka lahin'i Levy ze mandray ny fisorognana de managna baiko avy am'lalàna mba hagnangona ny ampafolon-karena avy aigny am'reo ôla, zany de avy am'reo rahalan'jareo, na zany aza zareo, iany kô, de avy am'vatan'i Abrahama. Fa am'lafiny tokana, Melkizedeka, ze tsy vôsoritra avy am'jareo ny taranany, de nandray ampafolon-karena avy am'i Abrahama, ary nagnome tsodrano an'azy, le tokana ze nagnana reo fampanantenana.