plt-x-sihanaka_heb_text_reg/03/07.txt

1 line
186 B
Plaintext

Zany de salan'ny lazain'ny Fanahy Masina hoe: "Ngiany raha marigny ny feony anareo de aza magnamafy ny fonareo ôtran'ny ditra nataonareo taigny agnefitra tamin'ny fotônan'ny fitsapana.