plt-x-sihanaka_heb_text_reg/02/07.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Enao de nagnano ny ôla ambany kely no reo anjely; nosatrônao satro-boninahitra tam'voninahitra sy dera izy. (Fanamarihana: Ny dikan-teny sasagny talô de miampy hoe: "Ary enao nametraka an'azy ambonin'reo asan'ny tagnanao.") Ny ra daôly de nampagnikenao akeo ambanin'ny tongony. Fa ho an'azy no nampagniken'Andriamanitra ny ra daôly. Tsy namela na ino na ino izy ka tsy nampagnikeny an'azy. Fa am'zao tsika de tsy mbola mahita ny ra daôly nampagnikena an'azy.