plt-x-sihanaka_heb_text_reg/11/39.txt

1 line
222 B
Plaintext

\v 39 Kanefa regny ôla daôly regny de neken'Andriamanitra non'ny finon'jareo, tsy nandry ny fampagnantenana zareo. \v 40 Nagnomana ra tsara kokô ho antsika Andriamanitra, mba tsy ho lavorary izy reo raha tsisy an'tsika.