plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/03.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 3 Tsarôvo reo vôgadra, de hevero ho salan'ny niara-nigadra tamin-jareo kô anareo. Tsarôvo reo ze ampahorena, hevero ho salan'ny hoe: zareo ihany kô anareo amin'ny vatagna. \v 4 Ôka hagnaja ny fanambadena ny tsiraikaraika, ôka tsy hifagnitsakitsaka ny mpivady fa ataovo madio ny fandreny fa Andriamanitra de hitsara an'reo mpangalabadin'ôla sy reo mpijangajanga.