plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/28.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 28 Na iza na iza nandà ny lalàn'i Mosesy de no faty tsisy indrafo amin'ny fijorona vavolombelon'reo roey na telo ze nagnatri-maso. \v 29 Fagnasazena tegna mafy manakôry no eritreretinareo fa mendrika an'reo ze nagnitsaka ny zanak'Andriamanitra, ze nagnano ny ràn'ny fanekena ho tsy masina— Le rà ze nagnamasinana an'Azy— ary naniratsira ny Fagnan'ny fasoavana?