plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/23.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 23 Aoka tsika hitana mafy ny fanekena ny fiandrandrana matokintsika, tsy miozongozogna, satria Andriamanitra, ze nampagnantegna, de matoky. \v 24 Aoka tsika handinika ny fomba hamporisina ny tsiraikaraika amin'ny fitiavana ny reo asa tsara. \v 25 Aoka tsika hanohy ny fiarana miangona, salan'ny nataon'ny sasagny. Fa kosany, mifankaherezana hatraigny hatraigny, ary indrindra ka fa hitanareo fa magnankeky ny andro.