plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/19.txt

1 line
520 B
Plaintext

\v 19 No zany, ry rahalà, tsika de managna fatokena ny hiditra akao amin'ny toerana masina indrindra tamin'ny ràn'i Jesosy. \v 20 Zany no lalana vaovao sady velona ze nosokafany ho antsika tamin'ny alalan'ny lamba, zany hoe, tamin'ny alalan'ny nofony. \v 21 satria tsika de managna mpisorogna be mitandrina ny tranon'Andriamanitra, \v 22 aoka tsika hagnatogna amin'ny fo madio amin'ny finôna feno fatokena, mba hanagnantsika fo vôdio amin'ny fieritreretana ratsy ary hanagnantsika vatagna vôdio tamin'ny rano madio.