plt-x-sihanaka_heb_text_reg/05/09.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 9 Natao ho tonga lafatra Izy ka tonga, ho an'ny ôla daôly ze mankatô an'Azy, le loharanon'ny famonjena mandrakizay. \v 10 De notendren'Andriamanitra salan'ny mpisorogna Izy araka ny fomban'i Melkizedeka. \v 11 Managna ra koragnina betsaka momban'i Jesosy zahay, fa sarotra ny manazava an'zany hatramin'ny naha gognona ny sofignareo.