plt-x-sihanaka_heb_text_reg/04/12.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 12 Fa ny tenin'Andriamanitra de velona sy mandaitra ary maranitra nohon'ny sabatra roa lela. Zany de magnidrona hatramin'ny fagnasarahana ny aigna amin'ny fagnahy, sy ny tonona amin'ny tsoka mihitsy aza. Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy reo fikasana. \v 13 Tsisy famoronana niafina takeo agnatrehan'Andriamanitra. Fa kosa, ny ra daôly de miharihary sy misokatra akeo amason'le raika ze tsy maintsy hampamoahintsika.