1 line
337 B
Plaintext
1 line
337 B
Plaintext
\v 13 \v 14 \v 15 Fa tamin'Andriamanitra nagnano ny fampagnantenany tamin'i Abrahama, de nianiana tamin'ny Tegnany Izy, rafa tsy afaka nianiana tamin'ny ôla geda kokoa. Ozy hoe: "Za de hitahy an'nao tokoa, ary tegna hampabetsaka an'nao." Tam'zany fomba zany, de nahazo ze nampagnantenaina tafaran'ny nandraisany temim-paretana Abrahama. |