plt-x-sihanaka_heb_text_reg/04/06.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 6 \v 7 Noho zany, satria mbôla vôtokana ho an'ny sasagny ny fidirana akao amin'ny fitsarany, ary satria betsaka reo Israelita nandregny ny vaovao mafaly tsy niditra takao nohon'ny tsy fankatoavana, de nametraka andro raika ndre nantsovigna hoe: "Gniany " Andriamanitra. Tafaran'ny andro betsaka, de niresaka tamin'ny alalan'i Davida Izy, ôtran'ze vôlaza melô hoe: "Gniany raha mandregny ny feony anareo, de aza manamafy ny fonareo."