|
\v 35 \v 36 \v 37 No zany de aza arena ny fatokisanareo, ze managna valisoa gedabe. Fa nareo de mila miaritra, mba azahônareo ze nampagnantenain'Andriamanitra, rafa nagnano ny sitrapony nareo. Fa tsy ho ela, le raika ze hoa avy de ho avy tokôtrany ary tsy ho tara. |