plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/30.txt

1 line
192 B
Plaintext

\v 30 Fa tsika mafantatra le raika ze niteny hoe: "Anà ny valifaty; Za no hamaly." Ary ko: "Ny Tompo de hitsara ny ôla." \v 31 Ra mampataotra no hilatsaka akeo antagnan'Andriamanitra velona!