plt-x-sihanaka_heb_text_reg/06/04.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 4 Fa tsy hay atao ho an'reo ze efa noazavaina ndre mande azany, ze nagnandrana ny fagnomezana avy aigny an-dagnitra, ze nandray ny Fanahy Masina, \v 5 ary ze nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy reo herin'ny vanim-potôna ho avy, \v 6 saingy avekeo de lavo - tsy hay atao ny mamerina an-jareo amin'ny fibebahana ndre. Zany de satri nomboan-jareo ho an'ny tegnan-jareo ndre ny Zanak'Andriamanitra, ary nalainy baraka ampabemaso.