plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/20.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 20 Ary le Andriamanitry ny fiadanana, ze manangana an'i Jesosy Tompontsika, le mpiambina ondry leibe, tamin'ny maty ze nitondra ny ràn'ny fanekena mandrakizay, \v 21 de hagantsara an'nareo amin'ny asa tsara daôly mba hagnanôvana ny sitrapony. Izy ane hiasa akao agnatintsika ze tegna ankasitrahana akeo agnatrehany amin'alalan'i Jesosy Kristy, ze hamena ny voninahitra mandrakizay. Amena.