plt-x-sihanaka_heb_text_reg/13/18.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 18 Mivavaha ho an'nay, fa zahay de nino fa managna feon'ny fieritreretana madio ary magniry hiaigna ampamarinana ny ra daôly.\v 19 Tegna mamporisika an'nareo miitsy za mba hagnano an'zany, ka mba hiverigna malaky aty aminareo za.